Malagasy 원어 가사와 행별 번역. 체크박스로 번역을 켜거나 끌 수 있습니다.
Ry Tanindraza nay malala ô
오, 우리의 사랑하는 조국
Ry Madagasikara soa.
오, 좋은 마다가스카르.
Ny fitiavanay anaotsy miala,
너를 향한 우리의 사랑은 사라지지 않으리,
Fa ho anao ho anao doria tokoa.
너를 위해, 너를 위해 영원히.
Tahionao ry Zanahary
축복하소서, 오 창조주여
‘Ty No sindrazanay ity
우리 조상들의 이 섬을
Hiadana sy ho finaritra
평화와 기쁨 속에 살게 하소서
He sambatra tokoa izahay.
이봐! 우리는 참으로 복받았습니다.
Ry Tanindrazanay malala ô
오 우리의 사랑하는 조국이여!
Irinay mba hanompoan’anao
우리는 너를 섬기기를 원하나이다
Ny tena sy fo fanahy anananay ‘zay sarobidy
몸과 마음, 우리에게 속한 영혼으로,
Sy mendrika tokoa.
너는 소중하고 참으로 마땅하다.
Ry Tanindrazanay malala ô
오 우리의 사랑하는 조국이여!
Irinay mba hitahian’ anao,
우리는 네가 복되기를 바라나니,
Ka Ilay Nahary ‘zao ton tolo izao no
이 세상의 창조주께서
Fototra ijoroan, ny satanao.
너의 법의 기초가 되시기를.